Fizahan-teny

Ohabolana : mpindrana

Ohabolana 1Lamban' Ikaladala: rovi-tsisin' ny mpindrana. [1.1]
Lamba sarik’ Ibadoadala: rovi-tsisin’ ny mpindrana. [2.653 #1305]
Lamba sarik' Ibodoadala : rovi-tsisin' ny mpindrana. [2.558 #116]
Fanazavana malagasyAoka samy hitandrina ny fananany ka tsy ho morainy na be indrafo loatra ka ny mpindrana indray no hanjakazaka aminy mandra-pahasimbany. [1.1]

Fizahan-teny