Fizahan-teny

Ohabolana : mpitakarina

Ohabolana Roborobon' afon' ny mpitakarina, ka izako ihany no hanary lavenona rahefa lasa izy. [Veyrières 1913 #5474]
Dikanteny frantsay Bavards et gourmands qui ont allumé un grand feu : c' est moi qui irai jeter les cendres quand ils seront partis. [Veyrières 1913 #5474]
Fanazavana frantsay Laisser toute la peine aux autres. [Veyrières 1913 #5474]

Fizahan-teny