Fizahan-teny

Ohabolana : ngerona

Ohabolana 1Amboa ngerom-bava, ka raha mandalo toa hitondra sokina ihany. [2.415 #4269]
Amboa ngerom-bava : tazanina toa mitondra sokina, nony akaiky vavany ihany. [2.558]
Toy ny amboa mainty vava, ka ataony ho nangala-pihinana ihany. [2.165 #1071, 2.653]
Toy ny amboa ngerom-bava, ka ataony ho nangala-pihinana ihany. [2.653]
Toy ny amboa ngerom-bava, ka ohatra ny avy nangala-pihinana ihany. [2.558]
Toy ny amboa ngerom-bava : tazanina toa mitondra sokina, nony hatonina vavany ihany. [2.558 #4258]
Toy ny saka ngerom-bava, ka ohatra ny avy nangala-pihinana ihany. [2.558]
Dikanteny frantsayChien qui a la gueule noire : quand il passe, on croit qu' il porte un hérisson. [2.415 #4269]
Semblable à un chien à la gueule sale, qui est soupçonné d' avoir volé de la nourriture. [2.165]
Fanazavana frantsayParce que les apparences sont contre lui. [2.165]
Se disait des voleurs de profession : on les accuse toujours. [2.415 #4269]

Ohabolana 2Lambarano voahosotra arina ka tafaray samy ngerona. [2.558 #1711]
Lambarano voahosotra arina: tafaray samy ngerona. [2.165 #280]
Lambarano voahosotr' arina : tafaray samy ngerona. [2.415 #2604, 2.653 #1312]
Dikanteny frantsayToile bleue de Bengale pour vêtements de deuil : quand elle est couverte de suie, deux choses noires sont unies. [2.415 #2604]
Un tissu noir couvert de suie: c' est la réunion de deux noirceurs. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait de deux malheurs ou de deux malheureux. [2.415 #2604]

Ohabolana 3Tsipika atim-patana, folaka an-davenona, zanaky ny mpitono ka ngerom-bava. [2.558 #4456]

Fizahan-teny