Fizahan-teny

Ohabolana : ngidy

Ohabolana Sakay sy voamperifery: samy mitondra ny ngidiny ho azy. [Veyrières 1913 #4589, Cousins 1871 #2839]
Sakay sy voantsiperifery, ka samy mitondra ny ngidiny. [Rinara 1974]
Sakay sy voantsiperifery: ka samy mitondra ny ngidiny ho azy. [Houlder 1895 #312]
Sakay sy voantsiperifery, ka samy mitondra ny siakany. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Du piment et du poivre: ils ont chacun leur goût (litt. leur amertume ou piquant). [Houlder 1895 #312]
Piment et poivre : chacun porte son amertume particulière. [Veyrières 1913 #4589]
Fanazavana frantsay Chacun a ses peines. [Veyrières 1913 #4589]

Fizahan-teny