Fizahan-teny

Ohabolana : nofy

Ohabolana Aza asiana nofin' ny lahy, ka tsara, ary ny nofin' ny vavy hampidi-doza. [Rinara 1974 #372]
Aza asiana nofin' ny lahy sy nofin' ny vavy. [Veyrières 1913 #266, Cousins 1871 #334]
Dikanteny frantsay Qu'il n' y ait point rêve du mari et rêve de la femme. [Veyrières 1913 #266]
Fanazavana frantsay Il doit y avoir entente entre les époux. [Veyrières 1913 #266]

Fizahan-teny