Fizahan-teny

Ohabolana : nono

Ohabolana Rafotsibe mampinono : ny nono tsy misy fa ny kiry no betsaka. [Rinara 1974]

Ohabolana Reniny va no vakivaky nono sa ny zanany no maraorao lela? [Houlder 1895 #1892, Veyrières 1913 #997, Cousins 1871 #2788]
Reniny ve no vakivaky nono, sa ny zanany no maraorao lela? [Rinara 1974 #3751]
Dikanteny frantsay Est-ce la vache qui a toujours eu des crevasses aux pis, ou est-ce le veau qui a la langue rugueuse, (et a ainsi causé les crevasses)? [Houlder 1895]
Est-ce sa mère qui a les mamelles gercées, ou bien l' enfant qui a la langue rugueuse? [Veyrières 1913 #997]
Fanazavana frantsay A Madagascar on laisse les veaux téter leurs mères. [Houlder 1895]
Se disait des enfants qui étaient ingrats envers leurs parents. [Veyrières 1913 #997]

Ohabolana Taizan' amboabe, ka ny tsy vokin' ny nono andoavana. [Rinara 1974 #4000]
Taizan' amboabe: ny tsy voky ny nono andoavana. [Cousins 1871 #2978]

Ohabolana Tiana ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [Rinara 1974 #4135]
Tiana ny zanaka ; nefa raha manaikitra ny nono, akifika. [Veyrières 1913 #942]
Tsy misy mamy hoatry ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [Houlder 1895 #1891]
Tsy misy mamy ohatra ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [Rinara 1974, Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Enti-milaza fa na dia izay tiana indrindra aza, raha tafaohatra ny toetra asehony dia akipaka. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay La mère aime son enfant, mais lorsqu' il lui mord le sein en tétant, elle l' écarte. [Veyrières 1913 #942]
Rien n' est plus précieux (litt. doux) qu' un enfant, mais quand il mord le sein on le repousse. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Se disait des gens ingrats envers leurs bienfaiteurs ; se disait surtout pour montrer que l' affection ne doit pas empêcher les corrections et les réprimandes. [Veyrières 1913 #942]

Fizahan-teny