Fizahan-teny

Ohabolana : olo-manga

Ohabolana Raha papango no maty, mifaliahavanja ny akoho, fa raha olo-manga no lasa, very kiady ny madinika (na manganohano ny madinika). [Rinara 1974 #236]

Fizahan-teny