Fizahan-teny

Ohabolana : olon-dratsy

Ohabolana Jiolahy mahafaty mpamosavy, ka matin' ny olon-dratsy ny olon-tsy vanona. [Veyrières 1913 #3011, Rinara 1974 #1566]
Dikanteny frantsay Un brigand a tué un sorcier : c' est un méchant homme qui a tué un vaurien. [Veyrières 1913 #3011]
Fanazavana frantsay Se disait des méchants qui étaient victimes de leurs forfaits, des mauvais sujets dignes les uns des autres. [Veyrières 1913 #3011]

Ohabolana Jiolahy manan-trano ka sarotra atao olon-dratsy. [Rinara 1974 #1565]

Ohabolana Mpamosavy namosavy boka, ka matin' ny olon-dratsy ny olon-tsy vanona. [Houlder 1895]
Mpamosavy namosavy boka: matin’ ny olon-dratsy ny olon-tsy vanona. [Cousins 1871 #1953]
Dikanteny frantsay Quand un sorcier jette un sort à un lépreux (et cause ainsi sa mort), l' infirme est tué par le méchant. [Houlder 1895]

Ohabolana Ny adidy tsy an' olon-dratsy. [Veyrières 1913 #653, Rinara 1974 #2822]
Dikanteny frantsay On ne confie pas aux méchants la charge de gouverner. [Veyrières 1913 #653]

Ohabolana Ny adidy tsy omena ny olon-dratsy. [Houlder 1895 #117]
Dikanteny frantsay Ce ne sont pas les méchants qu'on blâme. [Houlder 1895]

Ohabolana Tranon-takafra nidiram-borondolo, ka simban' ny olon-dratsy ny olon-tsy vanona. [Houlder 1895]
Tranon-takatra nidiram-borondolo, ka matin' ny olon-dratsy, ny olon-tsy vanona. [Veyrières 1913 #3073]
Tranon-takatra nidiram-borondolo, ka simban' ny olon-dratsy, ny olon-tsy vanona. [Veyrières 1913 #3073]
Tranon-takatra nidiram-borondolo : simban' ilay ratsy ny an' ilay tsy vanona. [Rinara 1974]
Tranon-takatra nidiram-borondolo : simban’ ny olon-dratsy ny olon-tsy vanona. [Cousins 1871 #3272]
Dikanteny frantsay Hibou qui s' est emparé d' un nid de takatra : c' est un bon à rien, victime d' un méchant. [Veyrières 1913 #3073]
Un nid de "takatra" , envahi par un hibou, c' est comme un homme de rien dérouté par un vaurien. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Le takatra était censé porter malheur ; ce proverbe se disait des mauvais sujets victimes de leurs méfaits. [Veyrières 1913 #3073]

Fizahan-teny