Fizahan-teny

Ohabolana : omana

Ohabolana Afo mongo: omana anatiny. [Samson 1965 #A9]

Ohabolana Aza manahy tavy tsy may, fa mbola omana ny afo. [Samson 1965 #A116]

Ohabolana Mambely voangy tsy manan-tanty : omana am--potony. [Samson 1965 #M74]

Ohabolana Mandehandeha mahita raha, mipetraka an-drano omana ny azo. [Samson 1965 #M46]

Ohabolana Mandremby manan-tohotra : tsy mahazo ny an’ ala, omana ny an-tanàna. [Samson 1965 #M70]

Ohabolana Matoy vary vondrik’ aomby : omana ny naniny. [Samson 1965 #M94]

Ohabolana Omana atodim-borona tsy hita reny : mbola ho sendra raha sandrana. [Samson 1965 #O24]

Ohabolana Omana ny manan-tsoroka : sosoa rano tsy azo tamoina. [Samson 1965 #O25]

Ohabolana Tavolo ala : velon-tsy omana. [Samson 1965 #T53]

Ohabolana Tintely sabadiana : tsy mahazo an’ ala, omana ny an-tanàna. [Samson 1965 #T72]

Ohabolana Tsy mitaino volan-andevo : omana ny vary totoiny. [Samson 1965 #T166]

Fizahan-teny