Fizahan-teny

Ohabolana : ombelona

Ohabolana Ny henatra tsy afaka aman' ombelona. [Veyrières 1913 #6459]
Ny henatra tsy mba miala aman' olombelona. [Veyrières 1913 #6460]
Dikanteny frantsay Il n' y a personne qui ne connaisse la honte. [Veyrières 1913 #6459]
La honte ne quitte pas les hommes. [Veyrières 1913 #6460]

Fizahan-teny