Fizahan-teny

Ohabolana : ondana

Ohabolana 1Aza tafandry manana aretina. [2.165 #1996]
Aza tafandry manana aretina, tahaka ny didimaso tsara ondana. [2.653 #710]
Aza tafandry manana aretina, tahaky ny didimaso tsara ondana. [2.415 #3242]
Nahoana no tafandry manana aretina, ohatra ny didi-maso tsara ondana ? [2.653]
Nahoana no tafandry manana aretina toy ny didimaso tsara ondana. [2.558]
Dikanteny frantsayNe dormez pas tranquillement quand vient la maladie, comme l' homme aux yeux chassieux qui dort sur un bon oreiller malgré sa maladie. [2.415 #3242]
Ne soyez pas tranquille tout en étant malade. [2.165]
Fanazavana frantsayInquiétez-vous de vous soigner et de guérir. [2.165]

Ohabolana 2Be mangy mivahiny ka tsy be karakara amin' izay ondana. [2.558 #857]

Ohabolana 3Didimaso tsara ondana ka matory manana aretina. [2.558 #992]
Didimaso tsara ondana : matory manana aretina. [2.653 #848, 1.1]
Fanazavana malagasyIlazana olona manana aretina na misy mahavoa azy, nefa misy zavatra mahasondriana azy ka mipetrapetraka tsy manahy na inona na inona izy. [1.1]

Ohabolana 4Diso hanta ka fisaka ondana. [2.165 #1473, 2.415 #966, 2.653 #853]
Dikanteny frantsayAimer trop ses aises et avoir un oreiller plat. [2.165 #1473]
Enfant gâté : il rend son oreiller tout mince à force de dormir dessus. [2.415 #966]
Fanazavana frantsaySe disait avec mépris des gens paresseux et des imprévoyants, surtout de ceux qui comptaient trop sur les autres et finissaient par ne rien avoir. [2.415 #966]

Ohabolana 5Finari-dratsy hoatry ny didimaso tsara ondana. [2.415 #3272]

Ohabolana 6Natory tsara ondana, fa tsy afak' aretina. [2.415 #3282]
Dikanteny frantsayDormir sur un bon oreiller, sans être débarrassé de sa maladie. [2.415 #3282]
Fanazavana frantsayLes soucis restent. [2.415 #3282]

Ohabolana 7Raha tsy marary, aza miray ondana amin' ny marary. [2.165 #282]
Tsy mety raha ny tsy marary no miray ondana. [2.653 #3480]
Dikanteny frantsaySi vous n' êtes pas malade vous-même, ne vous mettez pas sur l' oreiller de ceux qui le sont. On déserte ceux qui sont mal vus par le gouvernement. [2.165]

Fizahan-teny