Fizahan-teny

Ohabolana : ondroka

Ohabolana Fitiavako vary tsy ilelafako ondroka. [Samson 1965 #F31]

Ohabolana Ondroka namoaram-bia : tsy iala-motimotiny. [Samson 1965 #O21]

Ohabolana Ondroka vy nohanim-balavo : raha hitan’ olona tsy azo ifakàna. [Samson 1965 #O22]
Ondroka vy nohanim-balavo : raha hitan’ olona tsy azo ifamarana. [Samson 1965 #O22]

Fizahan-teny