Fizahan-teny

Ohabolana : orohana

Ohabolana Manao tokin-dreniomby: mamba matory, ka horohana. [Cousins 1871 #1558]
Manao tokin-dreniomby : mamba matory ka orohana. [Veyrières 1913 #6296, Rinara 1974 #2014]
Dikanteny frantsay Avoir une audace de vache : elle va flairer un caïman qui dort. [Veyrières 1913 #6296]

Fizahan-teny