Fizahan-teny

Ohabolana : otrika

Ohabolana 1Otrik' afon' ampombo, ka mangidy mandra-maraina. [2.415 #32]
Dikanteny frantsayFeu de son, conservé sous la cendre : jusqu' au matin, il exhale une fumée âcre. [2.415 #32]
Fanazavana frantsaySe disait d' une affaire terminée, puis remise en discussion. [2.415 #32]

Ohabolana 2Tahaka ny otrik’ afo : ny manindritsindry tsy hamono, ny tsindritsindriana tsy ho faty. [2.558 #3980, 2.653 #2962]

Fizahan-teny