Fizahan-teny

Ohabolana : pizina

Ohabolana 1Aza pizina ny teny fa manana elatra, ka raha pizina manidina. [2.415 #3559, 1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny tsy tokony hanaitairana ny teny ataon' ny olona, fa raha taitra eo, dia very ny fitohizan' ny teny. [1.1]
Dikanteny frantsayN' arrêtez pas la parole car elle a des ailes, et si vous l' arrêtez, elle s' envole. [2.415 #3559]
Fanazavana frantsayNe troublez par l' orateur, car il s'arrêterait dans son discours. [2.415 #3559]

Ohabolana 2Ny teny haolo, ka raha pizina lasa any an-Tsakalava. [2.653, 2.415]
Ny teny haolo, ka raha tairina lasa any an-Tsakalava. [2.415 #3601, 2.653]
Dikanteny frantsayLa parole est farouche et vagabonde comme les boeufs sauvages : si on l' effarouche ou si on la trouble elle s' en va dans le pays des Sakalava. [2.415]
Fanazavana frantsayLa région des Sakalava était me région où il y avait beaucoup de boeufs sauvages ; le sens du proverbe est qu' un orateur troublé dans son discours, perd le fil de ses pensées. [2.415]

Fizahan-teny