Fizahan-teny

Ohabolana : Rahavana

Ohabolana 1Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahasakana arivo. [2.165]
Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahasakana ny arivo. [2.653 #2712]
Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahatana arivo. [2.558 #3657, 1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny fitia mifamaly: raha soa no ataon-dRahavana, mba betsaka koa no mety ho vitako aminy. [1.1]
Dikanteny frantsaySi mes amis me font du bien, je puis défendre seul le fossé circulaire, et deux hommes arrêteront mille ennemis. [2.165]

Fizahan-teny