Fizahan-teny

Ohabolana : rangotra

Ohabolana 1Rangotra tsy nikoriana, fa nikentrona ; fa raha nikentrona izany, dia boka. [2.653 #2751]

Ohabolana 2Tavy rangotra : mavorok’ ela. [1.147 #T45]

Ohabolana 3Tso-dranon-tsaka, ka miharo rangotra ihany. [2.558 #4467]

Fizahan-teny