Fizahan-teny

Ohabolana : rangotra

Ohabolana Rangotra tsy nikoriana, fa nikentrona ; fa raha nikentrona izany, dia boka. [Cousins 1885 #2751]

Ohabolana Tavy rangotra : mavorok’ ela. [Samson 1965 #T45]

Ohabolana Tso-dranon-tsaka, ka miharo rangotra ihany. [Rinara 1974 #4467]

Fizahan-teny