Fizahan-teny

Ohabolana : ranon-tambiazina

Ohabolana Tsiriry diso farihy va hianao, no miboboka ranon-tambiazina ? [Cousins 1871]
Tsiriry diso farihy ve hianao no miboboka ranon-tambiazina? [Rinara 1974 #4460]
Vorona diso farihy, ka misoka amy ny ranon-tambiazina. [Cousins 1871 #3743]
Vorona diso farihy, ka misoka amin' ny ranon-tambiazina. [Veyrières 1913 #5884]
Vorona diso farihy : na tsy misoka ranon-tambiazina aza misolotika amim-potaka. [Rinara 1974 #5039]
Dikanteny frantsay Oiseau qui n'a pas rencontré le lac ou l' étang : il se plonge dans l' eau ferrugineuse. [Veyrières 1913 #5884]
Fanazavana frantsay Il faut se contenter de ce qu'on a ; faute de grives on mange des merles. [Veyrières 1913 #5884]

Fizahan-teny