Fizahan-teny

Ohabolana : Rasahala

Ohabolana 1Tatamo am-parihin-dRasahala : raha faly, miara-manatrika, raha tezitra miara-mihodina. [2.558 #4111]
Tatamo am-parihin-dRasahala : raha faly, miara-manatrika; tezitra, miara-mihodina. [2.653 #3047]
Toa ravin-koririka am-parihin-dRasahala isika: ka raha faly, miara-manatrika; tezitra, miara-mihodina. [2.165]
Toa tatamo am-parihin-dRasahala isika: ka raha faly, miara-manatrika; tezitra, miara-mihodina. [2.165]
Dikanteny frantsayNous sommes pareils aux feuilles de nénuphar dans l' étang égalisateur: contents, nous nous tournons les uns vers les autres; fâchés, nous nous détournons les uns des autres. [2.165]

Ohabolana 2Tatamo am-parihin-dRasahala : rivotra kely mitopy dia mampiolonolona. [2.558 #4112]

Fizahan-teny