Fizahan-teny

Ohabolana : rava

Ohabolana 1Harena azo tamin' ny anjombona, rava tamin' ny horakoraka. [2.558 #85]

Ohabolana 2Ny fahadiovana sy ny filaminana, ny fiasana sy ny fitsitsiana : izay tokantrano miorina amin' izany tsy mba ho rava. [2.415 #1213]
Dikanteny frantsayPropreté et ordre, travail et économie : un ménage qui s' appuie là-dessus tiendra bon. [2.415 #1213]

Ohabolana 3Zanak' ondry tao afovoan' ny amboadia, ka ampitso toa ho rava, anio toa ho velona. [2.415 #2835]
Dikanteny frantsayBrebis parmi les loups : demain il semble qu' elle sera mise en pièces, aujourd' hui, il semble qu' elle vivra. [2.415 #2835]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui sont dans l'expectative, dans une crainte continuelle. [2.415 #2835]

Fizahan-teny