Fizahan-teny

Ohabolana : rira

Ohabolana 1Mateza lelafina tahaka ny rira. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza zavatra izay tsy mba lanilany haingana foana fa akana tsikelikely ka mahalava ny faharetany (matetika dia ilazana zava-tsoa kendrena mba haharitra io ohabolana io). [1.1]

Fizahan-teny