Fizahan-teny

Ohabolana : rora

Ohabolana 1Aza atao fola-tana-manondro. [2.653 #348, 2.974 #304]
Aza atao fola-tana-manondro, na fotsy rora miteny. [2.558]
Dikanteny frantsayNe brisez pas le doigt qui indique. [2.974 #304]

Ohabolana 2Mivezivezy, tahaka ny tsaramaso am-bavan’ antitra. [2.653 #1919]
Mivezivezy tahaka ny voanjo am-bavan' antitra fa sady tsy malemin' ny rora no tsy toron' ny akanjo-nify. [2.558 #2520]
Mivezivezy tahaky ny tsaramaso am-bavan' antitra. [2.415 #1841]
Dikanteny frantsayAller et venir comme les haricots dans la bouche d'un vieillard qui n' a plus de dents. [2.415 #1841]
Fanazavana frantsaySe disait des gens tumultueux, de ceux qui allaient et venaient, donnaient ordres sur ordres. [2.415 #1841]

Ohabolana 3Sikidy rora. [2.415 #139]
Dikanteny frantsayDivination par la salive. [2.415 #139]
Fanazavana frantsayOn mettait la salive sur la paume de la main, puis on la frappait d' un coup avec l' index : celui vers lequel jaillissait la salive était coupable. [2.415 #139]

Fizahan-teny