Fizahan-teny

Ohabolana : sabotraka

Ohabolana Sabotraka ambony afo : tonta tsy nanahazana. [Cousins 1871 #2815, Rinara 1974]
Tsihy ambony afo : tonta tsy nanahazana. [Rinara 1974]
Tsihivitrana ambony afo : tonta tsy nanahazana. [Veyrières 1913 #2409, Cousins 1871]
Tsihivitrana ambony salazana, ka tonta tsy nanahazana. [Rinara 1974 #4420]
Dikanteny frantsay Grande natte gardée au-dessus du foyer : elle est usée avant d' avoir servi à faire sécher le riz. [Veyrières 1913 #2409]

Fizahan-teny