Fizahan-teny

Ohabolana : safary

Ohabolana Tia ihany, ka be angola. [Cousins 1871]
Tia ihany ka be safary. [Rinara 1974 #4129, Cousins 1871]

Ohabolana Tsy tia, tsy tia, kanefa manalalana, ho any ihany ka be safary, mila fitia mba hanampy, ka manala ny mby an-koditra. [Rinara 1974]
Tsy tia, tsy tia, kanefa manalalana ; ho any ihany, ka be safary ; mila ny fitia mba hanampy, ka manala ny mby an-koditra. [Veyrières 1913 #1413]
Tsy tia tsy tia, kanefa manalalana ; ho any ihany ka be safary ; mila ny fitia mba hanampy ka nanala ny mby an-koditra. [Cousins 1871]
Dikanteny frantsay On répète qu' on n' aime pas, et pourtant on envoie des messages ; on y va, mais on use de détours ; on cherche des affections pour se sentir secouru, et on se dépouille de ce qui est déjà sur la peau. [Veyrières 1913 #1413]
Fanazavana frantsay Se disait du manège de l'homme qui rejette sa femme pour en prendre une autre. [Veyrières 1913 #1413]

Fizahan-teny