Fizahan-teny

Ohabolana : safatsiroa

Ohabolana Tsy mba ny ankamaroam-bahoaka, fa ny olona iray toa zato. [Houlder 1895 #866]
Tsy ny ankamaroam-bahoaka fa ny safatsiroa. [Rinara 1974 #309]
Dikanteny frantsay Vous n' êtes pas comme le commun des mortels, mais vous êtes un homme qui en vaut cent. [Houlder 1895 #866]

Fizahan-teny