Fizahan-teny

Ohabolana : safo

Ohabolana Mahasosotra ohatra ny malahelo misambo--bary : maka mitady ny avo loha, manatitra manao safo vava. [Rinara 1974]
Mahasosotra, ohatra ny malahelo misambo--bary : raha vao maka, mitady avo loha ; nony manatitra, manao safo vava. [Cousins 1871]

Fizahan-teny