Fizahan-teny

Ohabolana : sahaza

Ohabolana Tera-tsintsina : izay sahazan' ny tena no avoaka. [Veyrières 1913 #3755]
Tera-tsintsina: izay sahazan’ ny tena no havoaka. [Cousins 1871 #3082]
Dikanteny frantsay Enfantement de petit oiseau tsintsina : le produit est proportionné à la taille. [Veyrières 1913 #3755]
Fanazavana frantsay Se disait des gens capables de peu. [Veyrières 1913 #3755]

Fizahan-teny