Fizahan-teny

Ohabolana : saikiny

Ohabolana Be raharaha ka ny voly vary indray no natao saikiny. [Rinara 1974 #883]

Ohabolana Fatra-pitady fitia mba hanampy ka sehatry ny fitia saikiny. [Rinara 1974 #1136]

Ohabolana Manao saikiny. [Veyrières 1913 #2300]
Dikanteny frantsay L' avare emploie ce qui est aux autres pour économiser ce qui est à lui. [Veyrières 1913 #2300]

Fizahan-teny