Fizahan-teny

Ohabolana : saikiny

Ohabolana 1Be raharaha ka ny voly vary indray no natao saikiny. [2.558 #883]

Ohabolana 2Fatra-pitady fitia mba hanampy ka sehatry ny fitia saikiny. [2.558 #1136]

Ohabolana 3Manao saikiny. [2.415 #2300]
Dikanteny frantsayL' avare emploie ce qui est aux autres pour économiser ce qui est à lui. [2.415 #2300]

Fizahan-teny