Fizahan-teny

Ohabolana : sainina

Ohabolana Aza ny vato handratra ny loha ihany no sainina, fa mba hevero koa ny fasika handitsika ny maso. [Nicol 1935 #217, Cousins 1871]
Dikanteny frantsay N’appréhendez pas seulement la pierre qui peut vous blesser à la tête ; prévoyez aussi le sable qui peut vous aveugler. [Nicol 1935 #217]

Fizahan-teny