Fizahan-teny

Ohabolana : sakaitany

Ohabolana Sakaitany natao aody vazana: sady aody hanitranitra. [Samson 1965 #S18]

Ohabolana Sakaitany ny olona : laha tsy tohin-tsy manitra. [Samson 1965 #S20]

Fizahan-teny