Fizahan-teny

Ohabolana : sakamaina

Ohabolana Anarana no nomen-tranobe soa, fa sondro-drahona, anarana no nomena valabe, fa sakamaina. [Rinara 1974 #209]
Anarany no nomeny trano be, ka sondro-drahona; anarany no nomeny vala be, ka sakamaina. [Houlder 1895 #1330]
Dikanteny frantsay Il l' appelle "grande maison" et ce n' est qu' une cabane; il l' appelle "grand champ" , et ce n' est qu' une petite rizière qu' on ne peut pas irriguer. [Houlder 1895 #1330]

Fizahan-teny