Fizahan-teny

Ohabolana : sakondry

Ohabolana 1Sakondry ny olona : samy mavomavo an-dranony. [1.147 #S28]

Ohabolana 2Sakondry taitry ny antsiantsy, ka ny mipetraka no hatezerany. [2.558 #3822]
Sakondry taitry ny antsiantsy: mipetraka no hatezerana. [2.653 #2841]

Fizahan-teny