Fizahan-teny

Ohabolana : sambo-miondrika

Ohabolana Aza manao sambo-miondrika, sao miverim-pahoriana vao hodian' ny olona tsy hita. [Rinara 1974 #565]

Ohabolana Tsy mety raha hanao sambo-miondrika aman-kavana. [Rinara 1974]

Fizahan-teny