Fizahan-teny

Ohabolana : sambotsamborina

Ohabolana Mitafy lamba amin' ny andro ririnina, ka ny an' ny tena ihany no sambotsamborina vao azo. [Rinara 1974 #2432]
Mitafy lamba jiafotsy ririnina: ny any ny tena ihany, ka sambotsamborina vao azo. [Cousins 1871]
Mitafy lamba jiafotsy ririnina : ny an' ny tena ihany, ka sambotsamborina vao azo. [Veyrières 1913 #3126]
Dikanteny frantsay Se couvrir d' un tissu de raphia en hiver : c' est votre propriété, mais pour le garder, il faut le saisir à plusieurs reprises. [Veyrières 1913 #3126]

Fizahan-teny