Fizahan-teny

Ohabolana : samoina

Ohabolana Ao ny tranobe nihantonan' ny amponga sy ny volombodin-trano nihantonan' ny samoina. [Rinara 1974 #332, Cousins 1871 #271]

Ohabolana Aza hendry anatiny, tahaka ny samoina, ka raha mivoaka, afatotry ny sasany. [Cousins 1871 #385]
Aza hendry anatiny toa samoina, fa nony mivoaka afatotry ny sasany. [Rinara 1974 #450]
Aza manao handry anatiny toa samoina, ka raha mivoaka afatotry ny sasany. [Houlder 1895]
Hendry anaty toa samoina fa raha mivoaka afatotry ny sasany. [Rinara 1974 #1308]
Dikanteny frantsay Ne soyez pas sage à l' intérieur comme la chrysalide du ver à soie devenue papillon, et qui, une fois hors du cocon, se fait attraper. [Houlder 1895]

Fizahan-teny