Fizahan-teny

Ohabolana : sampanan-dalana

Ohabolana Ny toko no tapaka ka ny sampanan-dalana no mahazo loza. [Houlder 1895 #2197, Rinara 1974]
Ny toko no tapaka, ka ny sampanan-dalana no manana adidy. [Rajemisa 1985 #22, Cousins 1871 #2507]
Fanazavana malagasy Enti-milaza ny olona manome loza ny hafa, nefa ny nataony ihany no nahavoa azy. [Rajemisa 1985 #22]
Dikanteny frantsay Le trépied est cassé, et c' est sur le sentier que tombent les reproches. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Quand une des trois pierres du foyer est cassée, c' est à l'entrée d' un sentier qu' on jette les morceaux, ce qui fait crier les passants, car le sentier est obstrué. [Houlder 1895]

Fizahan-teny