Fizahan-teny

Ohabolana : sanganehana

Ohabolana Ny sitry no manana anaka, ka ny androngo no sanganehena. [Cousins 1871 #2418]
Ny sitry no mananan' anaka, ka ny androngo no sanganehana. [Rinara 1974 #3248]

Ohabolana Sanganehana toy ny kibobo nandriam-balala. [Rinara 1974 #3831, Cousins 1871 #2861]

Fizahan-teny