Fizahan-teny

Ohabolana : santatra

Ohabolana Santatra am-bava rano fa ny manetsa be mbola ho avy. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Enti-milaza fa mbola kely sy tsotsotra ny vita amin' izao fotoana izao (asa na lanonana na zavatra hafa), fa mampanantena fa ny any aoriana mbola ho be sy tsara lavitra. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny