Fizahan-teny

Ohabolana : saoka

Ohabolana Ambany saoky ny hendry. [Veyrières 1913 #2942]
Dikanteny frantsay Sous le menton des sages, on devient sage. [Veyrières 1913 #2942]
Fanazavana frantsay À fréquenter les sages, on devient sage. [Veyrières 1913 #2942]

Ohabolana Ingahibe nitono voamaho, azom-pahasahiranana an-trano. [Rinara 1974 #1436, Houlder 1895]
Ranalahy nitono voamaho : nahazo saoka an-drano. [Samson 1965 #R19]
Rañalahy nitono voamaho: azon-tsaoka an-draño. [Houlder 1895]

Ohabolana Monina ambanin' ny saokan' ny handry. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Demeurer sous le menton (c. à. d. dans la compagnie) des sages. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay On devient sage comme eux. [Houlder 1895]

Ohabolana Voalavolahy mila loza, ka miditra an-trano misy saka. [Rinara 1974 #4968]
Voalavolahy mila loza : miditra an-trano misy saka. [Veyrières 1913 #6331, Cousins 1871 #3700]
Voalavolahy mila loza; saka matory ka alam-bolombava. [Veyrières 1913 #6332, Rajemisa 1985]
Voalavolahy sasatry ny miaina: saka matory ka alam-bolombava. [Rajemisa 1985]
Voalavo sasatra ny miaina, ka mandalo ambany ny saoky ny saka. [Cousins 1871 #3696]
Voalavo sasatra ny miaina: saka matory ka alam-bolombava. [Cousins 1871 #3697]
Voalavo sasatry ny miaina, ka mandalo ambanin' ny saokan' ny saka. [Houlder 1895 #874]
Voalavo sasatry ny miaina, ka mandalo ambanin' ny saoky ny saka. [Veyrières 1913 #6335, Nicol 1935 #292]
Voalavo sasatry ny miaina, ka mandalo saokan-tsaka. [Rinara 1974 #320]
Voalavo sasatry ny miaina raha saka matory ka alam-bolombava. [Rinara 1974 #321]
Fanazavana malagasy Enti-milaza fa tsy tokony ho sahisahy foana ka manakaiky ny loza mahafaty. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza ireo olona sahisahy loatra ka tsy mitsapa izay mety hahafaty azy akory. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Courir à sa perte comme un rat qui irait tirer la moustache d' un chat qui dort. [Veyrières 1913 #6332]
Rat fatigué de vivre, et qui passe sous le menton du chat. [Nicol 1935 #292]
Rat fatigué de vivre : il passe sous le menton du chat. [Veyrières 1913 #6335]
Un rat qui en a assez de la vie et il passe sous le menton du chat. [Houlder 1895 #874]
Un rat qui entre dans une maison où il y a un chat, est un rat qui cherche malheur. [Veyrières 1913 #6331]
Fanazavana frantsay Qui s' expose au danger y périra. [Veyrières 1913 #6335]
Se disait des gens qui s'exposent au danger. [Veyrières 1913 #6331]

Ohabolana : saoka

Ohabolana Ambatsilahy voa arato : sady maro saoka, maro saohina. [Samson 1965 #A40]
Ambatsy lahy voa harato: sady maro saoka, maro saohina. [Houlder 1895]
Fanazavana malagasy Ambatsy lahy voa harato: sady maro mifaoka no maro faohina. [Houlder 1895]

Ohabolana Ingahibe nitono voamaho, azom-pahasahiranana an-trano. [Rinara 1974 #1436, Houlder 1895]
Ranalahy nitono voamaho : nahazo saoka an-drano. [Samson 1965 #R19]
Rañalahy nitono voamaho: azon-tsaoka an-draño. [Houlder 1895]

Ohabolana Ravim--bomanga nasian-tsira : manodivitra ny saoka no ela. [Rinara 1974 #3731, Cousins 1871 #2774]

Fizahan-teny