Fizahan-teny

Ohabolana : saoka

Ohabolana 1Ambany saoky ny hendry. [2.415 #2942]
Dikanteny frantsaySous le menton des sages, on devient sage. [2.415 #2942]
Fanazavana frantsayÀ fréquenter les sages, on devient sage. [2.415 #2942]

Ohabolana 2Ingahibe nitono voamaho, azom-pahasahiranana an-trano. [2.558 #1436, 2.165]
Ranalahy nitono voamaho : nahazo saoka an-drano. [1.147 #R19]
Rañalahy nitono voamaho: azon-tsaoka an-draño. [2.165]

Ohabolana 3Monina ambanin' ny saokan' ny handry. [2.165]
Dikanteny frantsayDemeurer sous le menton (c. à. d. dans la compagnie) des sages. [2.165]
Fanazavana frantsayOn devient sage comme eux. [2.165]

Ohabolana 4Voalavolahy mila loza, ka miditra an-trano misy saka. [2.558 #4968]
Voalavolahy mila loza : miditra an-trano misy saka. [2.415 #6331, 2.653 #3700]
Voalavolahy mila loza; saka matory ka alam-bolombava. [2.415 #6332, 1.1]
Voalavolahy sasatry ny miaina: saka matory ka alam-bolombava. [1.1]
Voalavo sasatra ny miaina, ka mandalo ambany ny saoky ny saka. [2.653 #3696]
Voalavo sasatra ny miaina: saka matory ka alam-bolombava. [2.653 #3697]
Voalavo sasatry ny miaina, ka mandalo ambanin' ny saokan' ny saka. [2.165 #874]
Voalavo sasatry ny miaina, ka mandalo ambanin' ny saoky ny saka. [2.415 #6335, 2.974 #292]
Voalavo sasatry ny miaina, ka mandalo saokan-tsaka. [2.558 #320]
Voalavo sasatry ny miaina raha saka matory ka alam-bolombava. [2.558 #321]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa tsy tokony ho sahisahy foana ka manakaiky ny loza mahafaty. [1.1]
Enti-milaza ireo olona sahisahy loatra ka tsy mitsapa izay mety hahafaty azy akory. [1.1]
Dikanteny frantsayCourir à sa perte comme un rat qui irait tirer la moustache d' un chat qui dort. [2.415 #6332]
Rat fatigué de vivre, et qui passe sous le menton du chat. [2.974 #292]
Rat fatigué de vivre : il passe sous le menton du chat. [2.415 #6335]
Un rat qui en a assez de la vie et il passe sous le menton du chat. [2.165 #874]
Un rat qui entre dans une maison où il y a un chat, est un rat qui cherche malheur. [2.415 #6331]
Fanazavana frantsayQui s' expose au danger y périra. [2.415 #6335]
Se disait des gens qui s'exposent au danger. [2.415 #6331]

Fizahan-teny