Fizahan-teny

Ohabolana : saram-pamaky

Ohabolana Raha rafozana tsy mahomby, ny saram-pamaky no tsaratsara kokoa. [Veyrières 1913 #1471, Cousins 1871 #2707]
Raha rafozana tsy mahomby, ny zaram-pamaky no tsaratsara kokoa. [Rinara 1974 #3645]
Dikanteny frantsay Quand les beaux-parents ne dominent pas, la viande donnée au maître de la hache semble meilleure. [Veyrières 1913 #1471]

Fizahan-teny