Fizahan-teny

Ohabolana : saro-miory

Ohabolana 1Ny zaza mihanta amin-dray aman-dreny saro-miory. [1.1]
Ny zaza nihanta tamin-dray aman-dreny saro-miory. [2.415 #991]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa ny zaza tsy mba nihafy fa niadan-dava teo amin' ny ray aman-dre niny no sahirana sy mijaly eo amin' ny tsy fisiana. [1.1]
Dikanteny frantsayLes enfants gâtés par leurs parents supportent difficilement la misère. [2.415 #991, 1.3]

Fizahan-teny