Fizahan-teny

Ohabolana : saronana

Ohabolana Izaho tsy mahalala akoho bevohoka, fa rehefa mikakaka izy saronako. [Rajemisa 1985]
Izaho tsy mahita izay akoho bevohoka, fa izay mikakakaka, saronako. [Rinara 1974 #104]
Izaho tsy mahita izay akoho bevohoka, fa raha mikakaka saronako. [Veyrières 1913 #6227, Cousins 1871 #1168]
Fanazavana malagasy Ilazana ny zava-miseho ety ivelany, toy ny feo, izay mazana entina mitsara ny tena toe-javatra. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Je ne vois pas si une poule va avoir des poussins, mais quand son gloussement annonce qu' elle va pondre, je la couvre avec la corbeille. [Veyrières 1913 #6227]

Ohabolana Tsy mety raha manao hoatry ny sinibe : ny loha saronana, fa ny tenabe mitanjaka. [Veyrières 1913 #3080]
Dikanteny frantsay Il n' est pas décent d' imiter la grande cruche à eau dont la tête seule est recouverte, alors que tout le reste du corps est nu. [Veyrières 1913 #3080]
Fanazavana frantsay Se disait de ceux qui ne rougissent pas d' être nus. [Veyrières 1913 #3080]

Fizahan-teny