Fizahan-teny

Ohabolana : saro-tahotra

Ohabolana Aza matahotra ny masony nefa te-hividy ny lohany. [Rinara 1974 #705]
Matahotra ny masony ka no te-hividy ny lohany. [Rinara 1974 #2165]
Nahoana no saro-tahotra ny masony, ka tia vidy ny lohany ? [Veyrières 1913 #6013, Cousins 1871 #2066]
Saro-tahotra ny masony ka te hividy ny lohany. [Houlder 1895 #1184, Rajemisa 1985]
Saro-tahotry ny masony, ka te-hividy ny lohany. [Veyrières 1913]
Saro-tahotry ny masony ka te-hividy ny lohany, manahy ny sofin-jaza ho lava, ka no miala liana amin' ny bitro ! [Rinara 1974 #3850]
Saro-tahotry ny masony, ka tia vidy ny lohany. [Veyrières 1913]
Fanazavana malagasy Enti-milaza ny olona matahotra noho ny zavatra nataony ihany. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Comment, ayant peur de l' oeil, prétendez-vous acheter la tête ? [Veyrières 1913]
Il a peur des yeux du mouton, et il veut cependant en acheter la tête. [Veyrières 1913 #3819]
Vous craignez les yeux et vous voudriez acheter toute la tête! [Houlder 1895 #1184]
Fanazavana frantsay Se disait des fanfarons. [Veyrières 1913 #6013]
Se disait des gens désireux d' une chose et qui ne se laissent pas arrêter par le danger ou la crainte ; se disait aussi des fanfarons et de ceux qui veulent avoir une chose sans se donner de peine pour l' obtenir. [Veyrières 1913 #3819]

Ohabolana Saro-tahotra ny masony, ka tia vidy ny lohany. [Cousins 1871 #2871]

Fizahan-teny