Fizahan-teny

Ohabolana : saro-tiana

Ohabolana Saro-tiana toa landy mohaka. [Rinara 1974 #3851]
Saro-tiana toa landy mohaka; ka tiana vao misaritaka. [Houlder 1895 #414]
Saro-tiana, toa landy mohaka: tiana vao misaritaka. [Cousins 1871 #2872]
Dikanteny frantsay Difficile à contenter comme un mauvais cocon de soie; quand on veut le dévider (litt. l' aimer) il s' embrouille. [Houlder 1895]

Fizahan-teny