Fizahan-teny

Ohabolana : sarotiny

Ohabolana Hoatry ny fanambadian--dRamahafohiliaka : ny lahy moramorainy, ny vavy tsy sarotiny. [Veyrières 1913 #1195]
Dikanteny frantsay C' est comme le mariage de Ramahafohiliaka : l' homme est bonasse et la femme de caractère facile. [Veyrières 1913 #1195]
Fanazavana frantsay Ce proverbe se disait des ménages trop bonasses comme celui de Ramahafohiliaka, d' après la légende. [Veyrières 1913 #1195]

Ohabolana Toy ny aretina ny alahelo : ao ny morainy, ao ny sarotiny. [Cousins 1871]
Toy ny aretina ny alahelo: ka ao ny morainy, ao ny sarotiny. [Houlder 1895 #1021]
Toy ny aretina ny alahelo, ka ao ny morainy ary ao ny sarotiny. [Rinara 1974 #4265]
Dikanteny frantsay Le chagrin est comme la maladie: pour les uns il est bénin, pour les autres il est aigu. [Houlder 1895]

Fizahan-teny