Fizahan-teny

Ohabolana : sarotsarotiny

Ohabolana Aza moramorain' ny mivahiny fa sarotsarotiny hidirana an-trano. [Rinara 1974 #806]

Ohabolana Tanora vady, ka sarotsarotiny amim-bahiny mandalo. [Rinara 1974 #4071]

Fizahan-teny