Fizahan-teny

Ohabolana : satroka

Ohabolana Satroka efa, ny loha nivonto. [Samson 1965 #S24]

Ohabolana Satroka nindaom-papango, latsaka ambody saina : tsy very fa nomby an-taniny. [Samson 1965 #S25]

Ohabolana Tsy misy lehibe noho ny sinibe ; fa raha avy ny zinga, miala satroka. [Nicol 1935 #382, Cousins 1871]
Tsy misy lehibe toa sinibe, fa raha avy ny zinga miala satroka. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay La grande jarre est un personnage, mais quand vient le petit gobelet elle se découvre. [Nicol 1935 #382]

Fizahan-teny